Teny iditra | 1 resy tosika |
Singan-teny | 2 resy, tosika |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |